You are here

Fanasana fanosorona ho Diakra.

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 31/03/2009 - 19:03

Ny Fianakaviamben'ny Fikambanan'i Jesoa dia faly manasa antsika mianakavy hanotrona ny fanosorona ho Diakra an'ireo frera malagasy mirahalahy.

Ny Fianakaviamben'ny Fikambanan'i Jesoa dia faly manasa antsika mianakavy hanotrona an'i :

 

 

Frera Marie Leonard Ravelokamisy Randrianirina

Frera Tovo Joachin Ramboaniaina
miaraka amin'ireo rahalahiny 11 hafa firenena,
izay hosorana ho Diakra ny talata 14 avrily ho avy izao amin'ny 4 ora sy sasany tolakandro ao amin'ny Chiesa del Santissimo Nome di Gesù, eo amin'ny piazza del Gesù (5mn avy eo amin'ny Largo Argentino sy Piazza Venezia).
Misaotra tompoko.