You are here

CONCERTO ETNICO-GOSPEL atolotry ny KAMEMA

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 10/03/2015 - 10:09

Hiaka-tsehatra voalohany ny traika KAMEMA.

Hankalaza an'Andriamanitra, hankalaza tsingerin-taona fahadimy, hitondra ny Kanto sy Meva an-kira, hamela hafatra ary hihaona aminao namana, havana sy mpankafy, niara-namindra hatramin'izay ... !
Miandry anao ho tonga izahay ary manantena ny fandraisanao anjara amin'ny lafiny rehetra !
Miomana dieny izao, mariho ny daty sy ny toerana mbamin'izay hoentinao miombom-po sy miombom-pety aminay !


ASAO NY NAMANAO HIARA-MANKAFY AMINTSIKA !