You are here

5 x mille

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 11/04/2009 - 16:35

Ny "TETEZANA ONLUS" dia isan'ireo Fikambanana izay afaka mandray ny 5 x mille,zavatra 2 no ilaina amin'izany: sonianao sy codice fiscali Tetezana 97427700584

FOINAO HO AN'IZA NY  "5 ISAKY NY ARIVO" ?

Ny Lalànan'ny Tetibola dia manome anao fahafahana manolotra ny "5 isaky ny arivo" avy amin'ny IRPEF ho an'ny Fikambanana manao asa soa. Ny "TETEZANA ONLUS" dia isan'ireo Fikambanana izay afaka mandray ny fanampiana ara-bola azo avy amin'ny hetra aloan'ny isam-batan'olona.

Tsy sarotra ary tsy ialam-bola ny fanatontosana izany adidy masina izany satria avy amin'ny famenoanao ny antontaratasy manambara ny vola miditra aminao (modello CUD, modello 730, modello Unico).
Ny fanampiana avy aminao dia midika fanohanana ny tetikasa atrehan'ny Fikambanana TETEZANA ONLUS, satria mba hahatratrarany ny  tanjona maro kendreny dia mila vola enti-mihetsika izy.

Fomba roa no hahazoanao ny manolotra toa izao ny "5 isaky ny arivo" ho an'ny Fikambanana TETEZANA ONLUS :

1. MANAO SONIA ANATIN'NY TOERANA NATOKANA HO AN'IZANY
"Fanohanana ny fahafoizantena amin'ny asa soa, fanohanana ireo fikambanana mpanao asa soa, ireo fikambanana  isan-karazany mampiroborobo ny lafiny ara-tsosialy."

2. MANORATRA AMIN'NY TOERANA NATOKANA HO AN'IZANY  NY "CODE FISCAL" AN'NY TETEZANA ONLUS :

97427700584

Ny safidy amin'izy hotolorana ny "8 isaky ny arivo" sy ny "5 isaky ny arivon" avy amin'ny IRPEF dia tsy mifampiankina akory. Azo atao noho izany manolotra azy roa miaraka ho an'ny fikambanana iray.

MIsaotra amin'ny sonia napetrakao ho an'ny fikambanana TETEZANA ONLUS.

Tsy nialam-bola ho anao izany saingy mahasoa olona maro tokoa.

DESTINARE IL TUO 5 PER MILLE

La Legge Finanziaria ti consente di devolvere il 5 per mille dell’ IRPEF a favore di Associazioni no profit. TETEZANA ONLUS è tra le associazioni che possono beneficiare diei finanziamenti del 5 per mille dell'imposta sulle persone fisiche.

E' una buona azione che non ti costa nulla e che puoi fare con la dichiarazione dei redditi del 2008 (modello CUD, modello 730, modello Unico).

Il tuo aiuto significa sostenere l’attività svolta dall' associazione TETEZANA ONLUS che persegue tanti obiettivi , che richiedono grande impegno e fondi.

Puoi destinare il 5 per mille all' associazione TETEZANA ONLUS in due semplici mosse:

1. PORRE LA PROPRIA FIRMA NEL RIQUADRO

“Sostegno del volontariato, delle organizzazioni non lucrative di utilità sociale, delle associazioni di promozione sociale, delle associazioni e fondazioni” 

2. RIPORTARE NELL’APPOSITO SPAZIO IL CODICE FISCALE DELLA TETEZANA ONLUS:

97427700584

Le scelte di destinazione dell’8 per mille e del 5 per mille dell’IRPEF non sono in alcun modo alternative fra loro. Pertanto possono essere espresse entrambe.

Grazie per la tua firma a favore dell'associazione TETEZANA ONLUS.

A te non costa nulla e per tante persone significa molto.