Momba ny takelaka

 

Misaotra anao mamangy ity takelaka malagasy.it ity.

Ny zavatra rehetra hitanao ato @ ity takelaka ity dia vokatry ny zavatra fantatry ny mpandrindra ato ihany... ka mety hisy diso.

Mbola tsy feno tanteraka ihany koa ny fanazavana izay hitanao ato amin'ity takelaka ity, koa raha manana fanitsiana ianao na soso-kevitra dia aza misalasala manoratra aty aminay (hery@serasera.org) fa horaisina an-tanandroa.

Ny mpandrindra

Hery

Hampiditra hevitra