You are here

Antsam-panahy nataon'ny KA.ME.MA

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 02/07/2012 - 17:09

 

Tao amin'ny Bazilikan'i San Crisogono tetsy Trastevere  ny alahady 1 jolay 2012. Nandray anjara tao ihany koa ny Antoko Mpihiran'ny Ankohonana katolika Victoire Rasoamanarivo eto Roma.