You are here

Lamesan'ny Noely sy fifampiarahabana.

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 25/12/2011 - 13:56

 

Sary nalaina nandritra ny Sorona Masina lehibe nankalazana ny Noely 2011 tao amin'ny Ankohonana katolika sy ny fiarahana niala hetaheta sy nifampirary soa taorian' izany.