You are here

Vaovao

Ny Fikambanana G.T.M. dia mbola manasa ny besinimaro ho tonga hiara-hikorana mandritran'ny ALINA GOAVANA izay hotanterahina ao amin'ny " Restaurant-Pizzeria-Pub RED PASSION ", via Resempiano 42, Sirtori (Lecco) , Frazione Bevera, ny asabotsy 7 Martsa 2015 ho avy izao. Ny korana dia hatomboka amin'... tohiny

Ny Masoivohompirenena malagasy eto Roma dia manolotra anareo ity fisaorana ity sy tatitra ity taorian'ny antso avo natao ho an'ireo traboina any an-tanindrazana.tohiny

Ny Masoivohompirenena malagasy eto Roma dia mandefa ity fanentanana ity ho antsika rehetra eto Italia, na vondrona laika, na antokom-pivavahana, na mpanao asa sosialy na ny isam-batan'olona sy isam-pianakaviana amin'ny fandraisana anjara ho fanampiana ireo mpiray tanindrazana izay traboina tamin'... tohiny

Ho fiomanana sy hiatrehana ny Expo Milano 2015 , dia misy ity hetsika ity zay ifarimbonan'ny Ministeran'ny Raharahambahiny italiana miaraka amin'ireo Masoivohompirenena vahiny, ireo Andrim-panjakana isan-tsokajiny ary ny Fikambanana maro voakasik'izany ka ahafahan'ireo firenena 140 mandray anjara... tohiny

Miarahaba ny rehetra, ary faly mampita aminareo ity hafatra avy amin'ny Masoivoho ity momba ny fety hitsenantsika ny taona vaovao 2015 - manamafy ireo hafatra efa voaraintsika. Mifampilazà, tongava maro, mivatsia izay zaka na zavapisotro na tohan'aina - ny mihoatra tsy ferana - mba hahatomombana ny... tohiny

Fiarahana miasa miaraka @ IMAD PRO , Vj MARCELLIN , Dj ENJY Manasa antsika rehetra hanatrika ny fahatongavan ny gruppo completo FANDRAMA ny sabotsy 20 dicembre ao shock disco via Nomentana 678 Fonte nuova Romatohiny

Ny fikambanana G.T.M. dia faly manasa antsika rehetra hiara-hikorana ao Desio (MI), via Lampugnani n. 119, ny Alarobia 31 Desambra 2014 amin'ny sivy ora alina. Ny fandra isana anjara amin'ny hofan'ny efitra dia 15€ ary hisy zava-pisotro hozaraina. Hisy Thb sy limonady hamidy. Ny sakafo indray dia... tohiny

Ampitampitao ho anareo any amin'ny tapany avaratr'i Italia, indrindra ny manodidina an'i Milan !tohiny

Nampita ity hafatra ity ny masoivompirenentsika eto Roma fa mila fanamboarana ny trano ka toy izao ny tolotr'asa ho an'ireo izay mety ho liana amin'izany.tohiny

FANASANA FOTOAMPIVAVAHANA PROTESTANTA AMIN’NY TENY MALAGASY ATAO ETO ROMA NY ALAHADY 3 AOGOSITRA HANASANA ANTSIKA REHETRA, TARIHIN’ NY MPITANDRINA MALAGASY AVY ANY GRENOBLES : RAMAHERIJAONA Jean Teddy Toy izao ny fandaharam-potoana : 9:30 Fotoam-pivavahana mahazatra ao am-piangonana iarahana amin'... tohiny

Takelaka