You are here

Vaovao

Fisaorana avy amin'ny m asoivoho malagasy eto Roma.tohiny

Manantena ny fahatongavan'ny Malagasy maro amin'io andro natokana ho an'i Madagasikara io.tohiny

Indro ampitaina ny teny fisaorana ho an'ny rehetra avy amin'Andriamatoa Mpiandraiki-draharaha sy ireo mpiara miasa aminy ao amin'ny Masoivoho malagasy. Ny sary dia azo jerena ATO sy ATOtohiny

Miarahaba am-pifaliana tompoko, Araka ny fampilazana efa voaraintsika momba ny fampirantiana oniversaly EXPO Milano 2015 , izay andraisan’i Madagasikara anjara feno ary efa nanomboka tamin’ny 01 May 2015 ka hatramin’ny 31 Oktobra 2015 dia voatendry fa ny androm-pirenentsika (jounée nationale) dia... tohiny

Amin'izao ankatoky ny fetim-pirenena izao dia fifaliana ho an'ny FFKM ny manasa antsika rehetra hanotrona sy handray anjara amin'ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana izay hatao ao amin'ny Chiesa Valdese 4 Novembre – ROMA (Akaikin’ny Piazza Venezia), ny Alahady 21 Jona 2015 manomboka amin'ny 2... tohiny

Ny Fikambanana Tetezana Onlus dia manolotra ny fisaorana mitafotafo anareo rehetra tonga nandray anjara tamin'ireo roa andro natokana ho an'ny Malagasy eto Italia, izay tontosa an-tsakany sy an-davany. Isaorana avokoa ireo Malagasy rehetra nanaiky hiresadresaka momba azy ireo, na ireo nalaina... tohiny

Ny Fikambanana " Tetezana Onlus" sy ireo vondrona isan-tsokajiny eto Italia dia manasa anareo am-panajana hanotrona ny hetsika karakarainay ny asabotsy 13 jiona manomboka amin'ny 4 ora sy sasany tolakandro , sy ny alahady 14 jiona manomboka amin'ny 1 ora tolakandro eny amin'ny Via Firenze 38, Roma... tohiny

Toy ny mahazatra dia hisy ny fankalazana ny Fetin'ny Fahaleovantena eto amin'ny Masoivohon'i Madagasikara eto Roma , via Riccardo Zandonai, 84 ny sabotsy 27 jiona 2015 manomboka amin'ny 6 ora sy sasany hariva ka hanasana antsika rehetra. Mifampilazà !tohiny

Hotontosaina any Venezia amin'ny 12 sy 13 jiona ho avy izao ny " Giornate del Madagascar 5 " - Sestier Santa Croce 1730 (VE) - ka hanasana antsika rehetra. Marihina manokana eto ihany koa fa ny harivan'ny zoma 12 jiona dia hisy ilay sarimihetsika " Island of Lemurs, Madagascar " ao amin'ny Cinema... tohiny

Takelaka