You are here

Vaovao

Amin’ny anaran'ny Fikambanana Tetezana Onlus no anolorana fisaorana sy fankatelemana anareo rehetra tonga nanome voninahitra tamin'ny andro nankalazany ny faha-folo taona iny. Folo taona nanohananareo ny asa sosialy rehetra nosahaninay, na ho an’ireo tetikasana any Madagasikara izany na ho an'ny... tohiny
Iny fankalazana ny fetim-pirenena iny no tontosa dia ny fiaraha-mientan'ny rehetra ka indro ny teny fisaorana avy amin'ireo tompon'andraikitra ao amin'ny masoivohon'i Madagasikara eto Roma izay eo ambany fitarihan'ny Mpiandraiki-draharaha, Ramatoa Helinoro Tianamahefa. Ny sary rehetra dia efa ao... tohiny

Ho fankalazana ny fetimpirenana Malagasy dia hisy fiarahamivavaka iraisampinoana izay hanasana antsika Malagasy rehetra ny Alahady faha 26 volana Jona amin’ny 2 ora sy sasany folakandro ao amin’ny Fiangonana Valdezy lalana 4 Novambra. Aorian’ny fotoambavaka dia hisy fiaraha-miala hetaheta ka... tohiny

La sesta edizione della Giornata del Madagascar si propone di presentare e celebrare le varie facce della peculiarità e dell'eccezionalità di una terra e dei suoi popoli. Il Madagascar rappresenta per molti versi uno dei luoghi al mondo dove l'evoluzione ha sperimentato nuove strade e dove l'... tohiny

Ampitaina ny fanasana ofisialy avy amin'ny Masoivohon'i Madagasikara eto Italia mikasika ny fankalazantsika ny fetin'ny fahaleovan-tena ny 26 jiona 2016 --------------- FANASANA Ramatoa TIANAMAHEFA Onipatsa Helinoro, Mpiandraiki-draharaha a.i. ao amin’ny Masoivoho malagasy eto Italia sy ireo mpiara... tohiny

Ity ny fanasana ho anareo any amin'ny Faritra Emilia-Romagna sy ny manodidina amin'ny fankalazana ny 26 jiona.tohiny

Ity izany ny fanasana amin'ny fankalazana ny fetin'ny Fahaleovantena ho anareo any amin'ny faritra Lombardia sy ny manodidina any.tohiny

Toa ny mahazatra dia mandray anjara amin'ny fety karakarain'ny Migrantes antsoina hoe "Festa dei Popoli" indray isika Malagasy eto Italia. Hisy ny stand mampiseho ny ankohonana malagasy sy i Madagasikara, mandritra ny lamesa dia hisy hira malagasy, ary ny tolakandro dia hisy dihy hataon'ireo... tohiny

Nahafinaritra ny fiarahana niala voly omaly. Nofidina manko ny fetin'ny asa mba hisaorana indrindra sy hirarian-tsoa ny Mpiandraiki-draharaha vaovao, Andriamatoa Dama RAKOTONDRASEDO sy ny mpiara-miasa aminy ao amin'ny masoivohontsika eto Roma. Tamin-kafaliana koa no niarahabana sy nandraisana ny... tohiny

Faly manasa antsika hikorana indray ny FRA.MA (Fraternità Malgascia) amin'ny 18 jiona ho avy izao, manomboka amin'ny 3 ora tolakandro ka hatramin'ny 11 ora sy sasany alina . Ny toerana dia eny amin'ny efa falehantsika mahazatra : via Gabriele degli Espositi, 93 (Selva Nera - Casalotti). Fandraisana... tohiny

An-kafaliana no iantsoana antsika Malagasy rehetra manerana an'i Italia mba hiaraka hiala voly kely ny tontoloandron'ny alahady 1er mey izao. Samia mitondra sakafo hiaraha-mizara, indrindra koa hena manta ho atonontsika rehefa tolaka iny ny andro. Toy ny fanaontsika manko dia mba mitsangatsangana... tohiny

Takelaka