You are here:
home > Ireo mpikarakara ny ...
Ireo mpikarakara ny takelaka
Ny mpikarakara ity takelaka ity hatramin'izao aloha dia i Andry, Rondro ary Hery.
Ao koa ireo mpiara-miasa akaiky, tapaka sy namana, izay manampy amin'ny lafiny maro ka mampita vaovao. Izay isaorana indrindra.
koa aza misalasala mandefa izay vaovao azo ampitaina o
Andry, Hery, Rondro
Tsiky dia ampy
