Heriniaina Eugene

Heriniaina Eugene, mipetraka eto Roma. Mianatra sady miasa. Manao Communications Sociales ihany koa ao amin'ny Oniversité Gregoriana.

Nanangana sy mitantana manokana ny serasera.org (http://serasera.org)
Manamboatra sites maromaro ihany koa... raha manana sites tokony amboarina ianao dia afaka manoratra amin'ny adiresy hery@serasera.org


Hampiditra hevitra