Hamangy aty Italie?

Torohevitra kely ho anao hamangy eto Italie.

Hevitra

Twenty - 24/05/2016 20:11
Bonsoir,

Manana fikasana ny hande hanao vacances pour 1 mois za am ty taona ty.
Afaka mba omenareo toro hevitra ve oe ino no mora azahoana visa ra en tant touriste, vevavy 30aine, celibat: invité par un ami ou bien manao reservation hotel?

Saode mba afka informenareo oe ino tena mahatonga ny visa o refusé à part document incomplet.

Misaotra tompoko
Valio Twenty
hery - 28/05/2016 06:47
Salama

Raha feno ny dossiers dia tena miankina tanteraka amin'ny ambassade de France sisa ny hanekeny na tsia ny fanomezana visa. Ny antony tsy hahazoana visa matetika dia ny fatahorany hoe olona hijanona aty tsy ara-dalàna ilay olona fa tsy hiverina.

Ka raha vehivavy, 30aine, célibataire izany dia matetika tena tsy mahazo visa mihitsy satria heveriny fa hitady hanambady vazaha aty.
Valio hery
miurahgasy - 11/07/2016 14:09
miarahaba tompoko !! izaho indray vehivavy 21taona mikasa anao vacance any italie koa iray volana sy tapany , ny namako no aleako any d saika anontany hoe pmety hon sarotra ve ny fakana visa @zany? marihiko fa izaho tsy mianatra intsony fa efra miasa d mba mangataka torohevitra azafady tompoko !! misaotra mialoha
Valio miurahgasy
lambovavy - 19/01/2017 10:44
salama tompoko, izaho dia vhivavy 36 taona, te hitady asa aty Italie. Ny antony dia taty aho no namarana ny fianarako tamin'ny taona 2016. Mety ho possible ve?
Misaotra tompoko
Valio lambovavy
hery - 19/01/2017 10:53

lambovavy
salama tompoko, izaho dia vhivavy 36 taona, te hitady asa aty Italie. Ny antony dia taty aho no namarana ny fianarako tamin'ny taona 2016. Mety ho possible ve?
Misaotra tompoko

Raha vao nahavita fianarana ianao (na vao avy nanana permesso di soggiorno motivo di studio) ka vao lany ny permesso di soggiorno dia mandehana eny amin'ny centro per l'impiego dia miteny ny situation-nao hoe mitady asa. Dia mahazo permesso di soggriorno valido per 6 mesi (rinnovabile per altri 6 mesi)- Mandritra izay fotoana izay ianao mila mitady asa.
Valio hery
Nica - 10/03/2017 11:57
Salama tompoko
Izaho te hiasa any Italie miasa an trano amin olona ef antitra ef nalefak indray mande le izy fa ts nivaly misy bdb ao torinl fa aon n fomba atao merci
Valio Nica
oliiv - 27/03/2017 06:15
Miarahaba tompoko,
Izaho dia mpianatra malagasy,mikasa ny hanohy fianarana any italie,kanefa ny fidirana dia mbola amin'ny volana septambra.
Izaho anefa nahita famille d'accueil handray ahy ho amin'ny zareo en tant que au pair mandrapahatongan'ny fidirana.
Kanefa hoy ny responsable tao amin'ny consulat hoe tena tsy afaka makany mihitsy hono ra tsy efa mivaly ilay demande nalefa tany amin'ilay université nanaovana demande.
Dia mba mangataka fanampiana re tompoko,inona no tokony ho ataoko?
Valio oliiv
hery - 28/03/2017 17:47

oliiv

Asaivo jeren'ilay olona afaka mandray anao, na jerenao koa ny momba ny inscription fa tokony tsy ho ela be.
Valio hery
mino - 18/05/2017 11:39
salama tompoko,
Izaho dia vehivahy 27 ans te hiasa any Italie.
Misy famille handray, vonona iantoka ny rehetra (hebergement, assurance...)ary ao am zareo ihany no hiasa hanao "nounou" mandrity ny fotoana voafetra.
Mba te anotany hoe possible ve? Inona daholo ny taratasy ilaina tokony alefan'ny zareo sy ny taratasy rehetra tokony homaniko? Firy semaine ny traitement de dossier?
Misaotra mialoha
Valio mino

Hampiditra hevitra