Eto ianao : fandraisana > Forum

Mifandraisa aminay

Lohahevitra : Hamangy aty Italie?
Fitohizan'ny hafatra : Mifandraisa aminay
Valiny : 1
hery - 11/12/2017 14:04
Raha mila mifandray amin'ny olona eto Italia dia andramo ireto
Hery:
Tel: 00393387442412
Email: hery-at-serasera.org
 
Andry:tel: +39 3471432921
email: andry-at-malagasy.it ... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
Joelle - 11/12/2017 14:04
Miarahaba tompoko.mba mila fanampina kely zaho.nahita famille izao any italie andray ana ho au pair.dia zaho nefa tsy mahalala hoe aiza maka visa de efa misy akizy gasy ve any manao aupair.niala teto mada de nahazo visa?merci
Valio | Miverina eny ambony