Eto ianao : fandraisana > Forum

Tonga soa

Lohahevitra : Tonga soa
Fitohizan'ny hafatra : Tonga soa
Valiny : 4
hery - 19/05/2016 18:38
Tonga soa eto amin'ity toerana atolotry ny Malagasy eto Italia ity. Eto no ahitanao ny vaovaon'ny malagasy eto Italia, tahirintsary, ireo tolotra isankarazany.
Handray vaovao amin'ny email
Raha tianao ny hahazo ny vaovao eto ambany ireto amin'ny email dia mandefasa email amin'ny adiresy: seraseraIT-... Continue reading
Valio | Miverina eny ambony
Myurah - 19/05/2016 18:38
Miarahaba tompoko!
Mba saika anontany azafady, izaho dia tovovavy 21 mana-pikasana ANDEHA ho any Italie, ny Antony dia ANAO au pair satria nisy famille nanaiky ahy HO fille aupair-any. Zareo nefa miteny amiko hoe izaho no tokony hijery ny dossiers rehetra ILAINA @Visa d zareo mandefa IZAY ILAINA fotsiny,marihiko fa efa maika tokoa zareo.ny tsy aiko anefa dia hoe aiza sy aiza AVY no aleha anaovana visa , consulat de France v sa aiza? Misy miteny mantsy hoe tsy misy consulat an'I Italie eto fa mandalo France FONA.misaotra sahady @fanampinareo!
Valio | Miverina eny ambony
AmenAmen - 26/10/2016 20:02
Salama tompoko,asa moa efa voavaha le izy ry Myurah fa any a korondrano no misy ny représentants ny consulat italie, de any no manampy aminy fikarakarana any le visa sns....
Valio | Miverina eny ambony
tah9 - 01/02/2017 13:15
salama tompoko , saika mba anontany hoe raha tehiasa any italia nefa tsy manana fianankaviana any dia inona no afaka atao azafady ? misaotra betsaka
Valio | Miverina eny ambony
Joelle - 11/12/2017 06:36
Salama tompoko.izaho dia mitovy cas amny Myurah anao fille au paire any Italy.tsy hitako hoe aiza n manao taratasy sns.mba naika anontany anao za Myurah hoe nety ihany ve ny anao?misaotra betsaka
Valio | Miverina eny ambony