Eto ianao : fandraisana > Forum

Ambassade de Madagascar (Italie)

Lohahevitra : Ambassade de Madagascar (Italie)
Fitohizan'ny hafatra : Ambassade de Madagascar (Italie)
Valiny : 5
hery - 07/01/2014 05:55
Rome
Via Zandonai 84/A
Tél: 0666620089
Fax: 0666621905


(Raha tsy mandeha ny tel dia andramo antsoina ny 3286166575)
Mail: ambamad-at-hotmail.com
 
Jereo eto ambany ny cartes Agrandir le plan
 
 ... Continue reading
Valio | Miverina eny ambony
mami72 - 07/01/2014 05:55
Buongiorno.

Mankasitraka sy mankatelina ny fifakatiavany ny Gasy a Roma . Tena mbola fianakaviana miray hina tokoa. Tsy mitovy aty a paris e!
Ary tena hireareako amin'ny ankizy aty paris.
Misaotra tompoko
Nathalie
Valio | Miverina eny ambony
bakoly - 22/08/2015 07:43
Bjr, izahay société aty Madagascar mba te hitady partenariat @ ambassade Italie mety afaka mahazo information ny amin'izay ve?
Valio | Miverina eny ambony
rondro - 10/10/2015 16:30

bakoly
Bjr, izahay société aty Madagascar mba te hitady partenariat @ ambassade Italie mety afaka mahazo information ny amin'izay ve?


Angamba ny ambassade avy hatrany no tsara antsoina sy resahana fa tsy manana site afaka hamaliana fanontaniana rizareo tsinona. Misy nomerao napetrak'i Hery io ambony indrindra io, na hanoraty amin'ny ambamad-at-hotmail.com
Mirary soa.
Valio | Miverina eny ambony
bakoly - 13/10/2015 04:54
Bjr , misaotra betsaka @ toro-hevitra , aleo andramako ary ny iresaka any
Valio | Miverina eny ambony
tamby - 09/08/2016 04:56
miarahaba. saika anontany we mety ho olana amin'ny fangalana visa ve raha toa ka any Genova ny université hidirana nefa any Laspezia ny certificat d'hébergement. misaotra tompoko ?
Valio | Miverina eny ambony