Fitsidihana musées

Ny musées rehetra ao Roma dia azo tsidihana maimaimpoana isaky ny alahady voalohan'ny volana. Filaharam-be no ho hitanao ao ka mila tonga maraina ihany. Ho hitanao manaraka eto ny musées vitsivitsy azo tsidihana sy ny fombafomba amin'izany. [b]Musei Vaticani[/b], Tel 0669883333 Alatsinainy- Zoma 8.45 / 15.20 fidirana farany Sabotsy 8.45 / 12.20 fidirana farany [b]azo tsidihana maimaimpoana isaky ny alahady faran'ny volana,[/b] ny ora @ izany dia mitovy ny Sabotsy Prefettura Vaticano fakana ny fanasana @ fanatrehana ny "udienze del Papa" Fax 06 69885863 NB: mila fitafiana maontina ny fidirana ao raha tsy izay tsy tafiditra