You are here

Fiarovana ny asa fikarohana nataon'i mompera Joseph Rabenirina, sj

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 11/12/2012 - 20:34

 

Miarahaba manokana an'i mompera Joseph Rabenirina,sj, nahatontosa tamim-pahombiazana ny fanohanana ny asa fikarohana nataony nandritra izay fotoana niasany sy niarahany nonina tamintsika teto izay. Natao ny alatsinainy 10 desambra 2012 lasa teo moa izany tetsy amin'ny Pontificia Università Gregoriana ary nitondra ny lohahevitra hoe "Se egli non fosse caduto, noi non saremmo risorti - La nozione cristiana di Redenzione vicaria alla luce della Religione tradizionale malgascia".