Focus Casa dei Diritti Sociali, dia fikambanana "volontariato" laika izay misahana ny lafiny maha-olombelona rehetra.
Misy sampana maro ao:
-Mpitsabo maro: generalista, ginecologa, dentista,...
- Avvocato
- Assistente sociali
...
Tsy mila manana "permis de séjour" ny fanantonana azy io fa mila passport na carte d'identité.
Tsy misy fandoavambola ny fankanesana ao fa manao karatra isan-taona fotsiny (€15,00/an eo).
[b]Focus Casa dei Diritti Sociali[/b]
Via Giolitti 225/227
Tel 064461162/ 064464933
P.s eo akaikin'ny Station Termini. Capolinea bus 70 na ny train mankany Pantano.