Codice fiscale

Codice fiscale


Ny codice fiscale (code alfanumerque: i.e lettre + numero): dia hahafahan’ny Ministero delle Finanze mahafantatra ny tsirairay, satria samy manana ny azy avy ny rehetra. mazava ho azy fa resaka vola io zany ilaina @ fanaovana facture samihafa.
Izany dia atao any @ Ministero delle Finanze- Dipartimento delle entrate (Ufficio delle imposte dirette)

Ny zavatra ialina @ izany dia: Permesso di soggiorno sy passport na C.I. italiana manankery ary maimaim-poana izy io.

Ny ilana ny Codice fiscale:
• Hisoratana anarana any @ Servizio sanitarie nazionale (Santé): hahazoana mifidy médecin de famille.
• Hahafahana manao asa tena
• Hahafahana mitady asa
• Hahafahana manao contrat maro toy ny trano, varotra…
• Hahafahana manokatra compte any @ Banque
Sy ny maro hafa koa

Azo atao ny mijery ny codice fiscale online

 

Hampiditra hevitra