Carta d'identità Italiana

Carte d’identità italiana

Mahazo maka ny C.I avokoa ireo izay mimpetraka maharitra sy ara-dalàna eto.

Ny zavatra ilaina @ izany :
- sary tapaka 4
- Permesso di soggiorno
- Certificato di residenza


Izany dia atao ao @ comune izay hipetrahana ary ilaina @ zavatra maro, toy ny fakana pérmis italiana...

Hampiditra hevitra