Ny firenena Italie dia ao anatin’ny firenena Eropeana. Raha mitovy @ tongotra ankavia i Madagasikara, Italie kosa dia ampitoviana amin’ny kiraro boty ireny.
[b]Velaran-tany:[/b]
301.401 Km²
[b]Mponina:[/b]
59.944.000. Miisa ho 194 ny isan'ny mponina ao anatin'ny Km²
[b]Fitondra’ny governemanta:[/b]
Repoblika parlementaire
[b]Renivohitra:[/b]
Roma 2.956.000 mponina (6.250.000 ivelan’ny tanan-dehibe)
[b]Faritany hafa:[/b]
Misy 19 ireo faritany Italiana.
Ireto misy santionany @ ireo tanan-dehibe italiana:
Milano 1.350.000 mponina
(4.350.000 ivelan’ny tanan-dehibe),
Napoli 1.000.500 mponina
(3.010.000 ivelan’ny tanan-dehibe),
Torino 920.000 mponina
(1.325.000 ivelan’ny tanan-dehibe),
Palermo 699.000 mponina,
Genova 632.000 mponina,
Bologna 390.000 mponina,
Firenze 394.500 mponina.
[b]Firenena manodidina:[/b]
France ao @ antsinana OVEST,
Suisse sy Austrie ao @ avaratra NORD,
Slovenne ao @ andrefana EST,
Vatican sy San Marino ao anatin’ny firenena Italiana na dia samy manana ny fanjakany manokana aza
[b]Ny mponina:[/b]
Italiana 92%,
Hafa 8%
[b]Tendrombohitra avo indrindra:[/b]
Alpi sy Appenini
Anisan’izany ny Monte Bianco na Mont Blanc 4812 m (avo indrindra any Eropa )
[b]Renirano lava indrindra:[/b]
Po 652 Km,
Adige 410 Km,
Tevere 405 Km
[b]Lac lehibe indrindra:[/b]
Lago di Garda 370 Km²,
Lago Maggiore 170 Km² (parte italiana, totale 212 Km²),
Lago di Como 146 Km²,
Lago Trasimeno 128 Km²
[b]Nosy malaza sy lehibe:[/b]
Sicilia 25.426 Km²,
Sardegna 23.813 Km²,
Isola d'Elba 223,5 Km²
[b]Clima:[/b]
Hita ao amin’ny firenena italiana ny climat samihafa:
- Mediterraneo: ririnina fohy sady tsy dia mangatsiaka, ary fahavaratra tsy dia mafana be loatra
- Continentale: mangatsiaka be amin’ny ririnina ary mafana be @ fahavaratra
- Alpino: ririnina lava sady mangatsiaka, fahavaratra fohy fa mangatsiatsiaka.
[b]Fiteny:[/b]
Italiana (ofisialy) amin’ny firenena manodidina dia maro no mampisa ny teny Allemand, Français, Slovene.
Marihina fa ny italiana dia anisan’ireo zay tsy dia mahay tenim-pirenena vahiny loatra indrindra moa fa ny teny frantsay. Betsaka kokoa ny mahay miteny anglisy.
[b]Finoana:[/b]
Katolika 80%
[b]Vola:[/b]
Euro