Tonga soa
Tonga soa eto amin'ity toerana atolotry ny Malagasy eto Italia ity. Eto no ahitanao ny vaovaon'ny malagasy eto Italia, tahirintsary, ireo tolotra isankarazany.
_______________________________________________________________
Handray vaovao amin'ny email
Raha tianao ny hahazo ny vaovao eto ambany ireto amin'ny email dia mandefasa email amin'ny adiresy:
seraseraIT-subscribe@yahoogroupes.fr
Misaotra
Vaovao
Fifampiarahabana tratry ny 2012 eto Roma.
Fanamboarana pasipaoro vaovao atao eto Roma ny 8 sy 9 janoary 2012
Ny mpiandraikitra ao amin'ny Masoivohom-pirenena malagasy eto Roma dia mampilaza fa amin'ny ALAHADY 8 JANOARY sy ALATSINAINY 9 JANOARY 2012 ho avy izao dia andro natokana hanamboaran'ireo teratany malagasy… Tohiny>>
Fetin'ny faran'ny taona any Napoli.
Am-pifaliana no hanasana anareo amin'ny korana hanaovana veloma ny taona 2011 hiarahan'ny fianakaviana rehetra sy ny havana aman-tsakaiza eto Napoli ny alin'ny sabotsy 31 desambra 2011 ka hatramin'ny… Tohiny>>
Roma : Una casa per tutte le genti
Ny "Opera Romana Pellegrinaggi", ny "Ufficio per la Pastorale delle migrazioni del Vicariato di Roma" ary ny "Acli" dia manokana tolakandro iray ho an'ireo "Comunità straniere" eto Roma izay mba… Tohiny>>
Réveillon 2011 karakarain'ny Fikambanana Zanak'i Gasikara
Ny Fikambanan’ny ZANAK'I GASIKARA eto Roma dia faly manasa antsika rehetra ny 31 desambra 2011, hiaraka hamarana ny taona 2011 sy hitsena ny Taona vaovao 2012.Izany dia hatao ao amin'ny Restaurant… Tohiny>>Terra madre Day 2011 any Torino
Nell'ambito della celebrazione del TERRA MADRE DAY 2011, una manifestazione si terrà presso il Museo Regionale di Scienze Naturali di Torino, il sabato 10 dicembre 2011, Il pomeriggio avrà… Tohiny>>
L'albero e la Strega, iarahana amin'i Gek Tessaro
TETEZANA ONLUS – Un ponte tra Italia e Madagascar ha il piacere di invitare, grandi e piccoli, a tuffarsi nella magia del libro: L’ALBERO E LA STREGA di e con Gek Tessaro giovedì… Tohiny>>
Hetsika ho an'i Bemaneviky karakarain'iny KaMeMa
Am-pifaliana no hanasan'ny tarika artistika "Kanto sy Mevan'i Madagasikara" (Ka.Me.Ma) antsika rehetra hiara-hientana amin'ilay koranam-pirahalahiana karakarain'izy ireo ny alahady 27 novambra 2011 ho… Tohiny>>
Takarivan'ny Fikambanana Tetezana Onlus
Manasa antsika rehetra hanao soroka miara-milanja sy tongotra hiara-mamindra amin'ny Fikambanana Tetezana Onlus ny sabotsy 10 septambra ho avy izao eny amin'ny Centro Baobab, via Cupa 5, (Tiburtina,… Tohiny>>
Asaramanitra 2011 eto Roma,
Indroa miantoana ny fankalazana ny Fetim-pirenentsika eto Roma amin'ny alahady 26 jiona 2011 ho avy izao : Ny maraina amin'ny 11 ora sy fahefany no hanasana sy hiantsoan'ny KOMITIN'NY FFKM… Tohiny>>












